|
|
|
|

Entry 1  miray hina
Elementary words  2 miray, 3 hina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1]
Explanations in English  6 to be of one accord [1.7]
Explanations in French  7 être d'accord, unir ses efforts [1.8]
Examples  8  Tsy dia niray hina loatra. [2.366#41]
9  ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245#82]
10  Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270#80]
Analogs  11  iray donak' afo, 12  iray erik' andro, 13  iray fileovana, 14  iray kondokondo, 15  iray petsapetsa, 16  iray tafasiry, 17  iray vezovezo, 18  izay iray vatsy iray aina, 19  mifanakona, 20  mifanampy, 21  mifanao valin-tanana, 22  mifanohana, 23  mifanohantohan-tsy ho lavo, 24  mifarimbona, 25  mikambana, 26  misalahy, 27  mitambatra, 28  mivondrona

Updated on 2026/04/22